Eksodosy 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Avy hatrany dia hoy ireo mpiadidy tamin’izy roa lahy: “I Jehovah anie hijery anareo sy hitsara anareo!+ Fa efa nanamaimbo+ anay teo anatrehan’i Farao sy ny mpanompony ianareo, ka nasianareo sabatra eny an-tanany hamonoany anay.”+ Eksodosy 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Taorian’izay, dia nilaza izany tamin’ny zanak’Israely i Mosesy. Tsy nihaino azy anefa ireo, noho ny hakiviana sy ny hamafin’ny fanandevozana.+
21 Avy hatrany dia hoy ireo mpiadidy tamin’izy roa lahy: “I Jehovah anie hijery anareo sy hitsara anareo!+ Fa efa nanamaimbo+ anay teo anatrehan’i Farao sy ny mpanompony ianareo, ka nasianareo sabatra eny an-tanany hamonoany anay.”+
9 Taorian’izay, dia nilaza izany tamin’ny zanak’Israely i Mosesy. Tsy nihaino azy anefa ireo, noho ny hakiviana sy ny hamafin’ny fanandevozana.+