Eksodosy 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Avy hatrany dia hoy ireo mpiadidy tamin’izy roa lahy: “I Jehovah anie hijery anareo sy hitsara anareo!+ Fa efa nanamaimbo+ anay teo anatrehan’i Farao sy ny mpanompony ianareo, ka nasianareo sabatra eny an-tanany hamonoany anay.”+ Eksodosy 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Taorian’izay, dia nilaza izany tamin’ny zanak’Israely i Mosesy. Tsy nihaino azy anefa ireo, noho ny hakiviana sy ny hamafin’ny fanandevozana.+ Hebreo 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa iza moa ireo nandre nefa mbola nahatonga fahatezerana mafy ihany?+ Tsy ireo rehetra nentin’i Mosesy nivoaka avy tany Ejipta ve?+ Hebreo 10:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “Fa ny oloko marina kosa ho velona noho ny finoany”,+ fa “raha mihemotra izy, dia tsy hankasitrahako.”+
21 Avy hatrany dia hoy ireo mpiadidy tamin’izy roa lahy: “I Jehovah anie hijery anareo sy hitsara anareo!+ Fa efa nanamaimbo+ anay teo anatrehan’i Farao sy ny mpanompony ianareo, ka nasianareo sabatra eny an-tanany hamonoany anay.”+
9 Taorian’izay, dia nilaza izany tamin’ny zanak’Israely i Mosesy. Tsy nihaino azy anefa ireo, noho ny hakiviana sy ny hamafin’ny fanandevozana.+
16 Fa iza moa ireo nandre nefa mbola nahatonga fahatezerana mafy ihany?+ Tsy ireo rehetra nentin’i Mosesy nivoaka avy tany Ejipta ve?+
38 “Fa ny oloko marina kosa ho velona noho ny finoany”,+ fa “raha mihemotra izy, dia tsy hankasitrahako.”+