1 Samoela 25:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Kalebita+ ralehilahy, Nabala+ no anarany, ary Abigaila+ no anaran’ny vadiny. Tena malina+ sady tsara bika ravehivavy, fa ralehilahy kosa masiaka sady ratsy toetra.+ 1 Samoela 25:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Raha vao nahita an’i Davida i Abigaila, dia nidina haingana avy teo amin’ny ampondra ka niondrika teo anatrehan’i Davida sady niankohoka+ tamin’ny tany. 1 Samoela 25:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Dia hoy i Davida tamin’i Abigaila: “Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitry ny Israely,+ izay naniraka anao androany mba hihaona amiko!
3 Kalebita+ ralehilahy, Nabala+ no anarany, ary Abigaila+ no anaran’ny vadiny. Tena malina+ sady tsara bika ravehivavy, fa ralehilahy kosa masiaka sady ratsy toetra.+
23 Raha vao nahita an’i Davida i Abigaila, dia nidina haingana avy teo amin’ny ampondra ka niondrika teo anatrehan’i Davida sady niankohoka+ tamin’ny tany.
32 Dia hoy i Davida tamin’i Abigaila: “Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitry ny Israely,+ izay naniraka anao androany mba hihaona amiko!