FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 19:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 mba tsy hisy ran’olona tsy manan-tsiny+ ho latsaka eo amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao, ary tsy ho meloka ho nandatsa-dra ianao.+

  • 1 Samoela 25:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Koa ankehitriny, tompoko, raha mbola velona koa i Jehovah+ ary raha mbola velon’aina koa ianao,+ dia i Jehovah no nisakana+ anao tsy ho meloka ho nandatsa-dra+ sy tsy hamaly faty.+ Aoka ho sahala amin’i Nabala+ ny fahavalonao sy izay mitady hanisy ratsy ny tompoko.

  • Salamo 73:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Izaho kosa anefa saika nivily lalana,+

      Ary efa saika nibolisatra ny tongotro.+

  • Ohabolana 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mampitony fahatezerana mafy ny valin-teny malefaka,+ fa ny teny maharary kosa mahatonga fahasosorana.+

  • Jakoba 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 dia fantaro fa izay mampiverina mpanota hiala amin’ny lalan’ny fahadisoany+ dia hamonjy azy* tsy ho faty+ sady hanarona fahotana maro be.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara