1 Samoela 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy koa izy: “Mihantsy ady+ amin’ny tafiky ny Israely aho androany. Koa omeo lehilahy iray aho, dia hiady izahay!”+ 1 Samoela 17:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Ary hoy i Davida taminy: “Ianao manatona ahy amin’ny sabatra sy lefona ary lefom-pohy,+ fa izaho kosa manatona anao amin’ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay Andriamanitry ny tafiky ny Israely izay nohantsinao.+ 2 Mpanjaka 19:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Mihantsy an’iza ianao,+ ary manevateva an’iza?+Mampiaka-peo amin’iza ianao,+Ary mampiandranandrana ny masonao amin’iza?+Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+
10 Hoy koa izy: “Mihantsy ady+ amin’ny tafiky ny Israely aho androany. Koa omeo lehilahy iray aho, dia hiady izahay!”+
45 Ary hoy i Davida taminy: “Ianao manatona ahy amin’ny sabatra sy lefona ary lefom-pohy,+ fa izaho kosa manatona anao amin’ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay Andriamanitry ny tafiky ny Israely izay nohantsinao.+
22 Mihantsy an’iza ianao,+ ary manevateva an’iza?+Mampiaka-peo amin’iza ianao,+Ary mampiandranandrana ny masonao amin’iza?+Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+