FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 11:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Dia nodimandry any amin’ny razany izy,+ ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida+ rainy. Ary i Rehoboama+ zanany no nanjaka nandimby azy.

  • 1 Mpanjaka 14:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Rehoboama, ka nalevina any amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Nama no anaran-dreniny, dia i Nama Amonita.+ Ary i Abiama+ zanak’i Rehoboama no nanjaka nandimby azy.

  • 1 Mpanjaka 15:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Asa,+ ka nalevina any amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida razambeny.+ Ary i Josafata+ zanany no nanjaka nandimby azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara