FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 14:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fa nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra talohanao ianao, ka lasa nanao andriamani-kafa+ sy sarivongana metaly+ mba hampahatezitra+ ahy, fa izaho kosa narianao tany ivohonao.+

  • 1 Mpanjaka 16:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tamin’ny alalan’i Jeho mpaminany zanak’i Hanany no nahatongavan’ny tenin’i Jehovah ho fanamelohana an’i Basa sy ny ankohonany.+ Nomelohina izy ireo noho ny ratsy rehetra nataony teo imason’i Jehovah, dia ny nanaovany izay hampahatezitra+ Azy noho ny asan’ny tanany,+ hany ka ho lasa toy ny ankohonan’i Jeroboama ny ankohonany. Nomelohina koa izy ireo noho ny namonoany an’i Nadaba.+

  • 1 Mpanjaka 16:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana i Omry, ary nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra talohany aza izy.+

  • 1 Mpanjaka 16:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah, mihoatra noho izay rehetra talohany, i Ahaba.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara