FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 19:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nisy nilaza tamin’ny mpanjaka fa nivoaka hiady aminy i Tiraka mpanjakan’i Etiopia. Dia nandefa iraka+ nankany amin’i Hezekia indray izy, nanao hoe:

  • 2 Mpanjaka 19:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ny iraka+ nalefanao no nampiasainao hihantsiana an’i Jehovah, ka hoy ianao:+

      ‘Ny kalesin’adiko maro be+ no hiakarako

      Eny amin’ny tendrombohitra avo indrindra,+

      Any amin’ny faritra lavitra indrindra ao Libanona.+

      Ary hokapaiko ny hazo sedera+ avo sy ny hazo zenevrie+ tsara indrindra any.

      Dia hiditra ao amin’ny toeram-ponenana faran’izay lavitra any aho, any amin’ny alany mahavokatra.+

  • Isaia 37:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nisy nilaza tamin’ny mpanjaka fa nivoaka hiady aminy i Tiraka+ mpanjakan’i Etiopia. Raha vao nandre izany izy, dia nandefa iraka+ nankany amin’i Hezekia, nanao hoe:

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara