25 ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Noho ianao nandefa taratasy tamin’ny anaranao,+ ho an’ny olona rehetra eto Jerosalema sy ho an’i Zefania+ mpisorona zanak’i Mahaseia ary ho an’ny mpisorona rehetra, nanao hoe: