1 Samoela 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa nampitoeriny teo anatrehan’ny mpanjakan’i Moaba izy ireo. Dia nifindra tany amin’ny faritanin’io mpanjaka io izy ireo, ka nonina tany tamin’ny andro rehetra nitoeran’i Davida tany amin’ny toerana sarotra aleha.+ 1 Samoela 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nitoetra tany an-tany efitra, teny amin’ny toerana sarotra aleha i Davida, ka nipetraka teny amin’ny faritra be tendrombohitra, tany an-tany efitr’i Zifa.+ Ary nitady azy foana i Saoly,+ nefa tsy natolotr’Andriamanitra teo an-tanany izy.+ 1 Samoela 24:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia nianiana tamin’i Saoly i Davida. Ary lasa nody i Saoly,+ fa i Davida sy ny olony kosa niakatra teny amin’ny toerana sarotra aleha.+
4 Koa nampitoeriny teo anatrehan’ny mpanjakan’i Moaba izy ireo. Dia nifindra tany amin’ny faritanin’io mpanjaka io izy ireo, ka nonina tany tamin’ny andro rehetra nitoeran’i Davida tany amin’ny toerana sarotra aleha.+
14 Ary nitoetra tany an-tany efitra, teny amin’ny toerana sarotra aleha i Davida, ka nipetraka teny amin’ny faritra be tendrombohitra, tany an-tany efitr’i Zifa.+ Ary nitady azy foana i Saoly,+ nefa tsy natolotr’Andriamanitra teo an-tanany izy.+
22 Dia nianiana tamin’i Saoly i Davida. Ary lasa nody i Saoly,+ fa i Davida sy ny olony kosa niakatra teny amin’ny toerana sarotra aleha.+