FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 18:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia hoy ny taranak’i Dana taminy: “Aza atao renay intsony ny feonao, sao olona tezitra+ no hamely anareo, ka hamoy ny ainao* sy ny ain’ny ankohonanao ianao.”

  • 1 Samoela 22:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary niangona teo aminy+ izay lehilahy rehetra azom-pahoriana,+ sy izay nananan’olona trosa,+ ary izay tezitra noho ny zava-nisy tamin’izany fotoana izany.+ Koa lasa lehiben’izy ireo i Davida.+ Ary nanjary nisy efajato lahy teo ho eo niaraka taminy.

  • 2 Samoela 17:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hoy koa i Hosay: “Fantatrao tsara fa mahery ny rainao sy ny olony,+ ary tezitra+ toy ny orsavavy very anaka any an-tsaha izao ry zareo.+ Miaramila mpiady koa ny rainao,+ ka tsy hatory miaraka amin’ny vahoaka.

  • 2 Mpanjaka 4:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Raha vao tonga teo amin’ilay lehilahin’Andriamanitra teo an-tendrombohitra izy, dia nohazoniny ny tongotr’ilay lehilahin’Andriamanitra.+ Dia nanatona i Gehazy mba hanosika azy hiala,+ nefa hoy ilay lehilahin’Andriamanitra:+ “Avelao izy+ fa ory dia ory.+ Nafenin’i Jehovah+ tamiko izany, fa tsy nambarany ahy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara