FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 tamin’ny taona fahatelo nanjakany, dia nanao fanasambe+ ho an’ny andrianany sy ny mpanompony rehetra izy, ary koa ho an’ny tafik’i Persa+ sy Media,+ sy ny olona ambony,+ ary ny mpifehy isam-paritany, izay samy teo anatrehany.+

  • Estera 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 I Karsena, Setara, Admata, Tarsisy, Meresa, Marsena, ary Memokana, izay andriana fiton’i+ Persa sy Media, no olona akaiky azy indrindra, ka afaka nankeo anatrehany+ ary nitana toerana ambony tao amin’ny fanjakana.

  • Estera 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Taorian’izany dia nomen’i Ahasoerosy Mpanjaka voninahitra sy nasandrany+ i Hamana+ zanak’i Hamedota Agagita,+ ka nomeny seza fiandrianana ambony noho ny an’ny andriana hafa rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara