1 Samoela 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ory dia ory i Davida+ satria nilaza ny hitora-bato azy ny olona.+ Samy tezitra+ daholo mantsy izy ireo noho ny amin’ny zanany lahy sy ny zanany vavy. Koa nankahery tena tamin’ny alalan’i Jehovah Andriamaniny i Davida.+ Salamo 28:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 I Jehovah no heriko+ sy ampingako.+Izy no itokian’ny foko.+Nanampy ahy izy ka faly ny foko,+Ary ny hirako no hiderako azy.+
6 Ary ory dia ory i Davida+ satria nilaza ny hitora-bato azy ny olona.+ Samy tezitra+ daholo mantsy izy ireo noho ny amin’ny zanany lahy sy ny zanany vavy. Koa nankahery tena tamin’ny alalan’i Jehovah Andriamaniny i Davida.+
7 I Jehovah no heriko+ sy ampingako.+Izy no itokian’ny foko.+Nanampy ahy izy ka faly ny foko,+Ary ny hirako no hiderako azy.+