4 ‘Ho fatin’ny aretina ireny,+ ary tsy hitomaniana+ na halevina,+ fa ho zezika eny ambonin’ny tany.+ Ho ripaky ny sabatra sy ny mosary ireny,+ ary ny fatiny ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia.’+
18 mba hihinananareo ny nofon’ny+ mpanjaka sy ny nofon’ny mpitari-tafika sy ny nofon’ny lehilahy mahery+ sy ny nofon’ny soavaly+ mbamin’izay mitaingina azy ary ny nofon’ny rehetra, na olona afaka na mpanompo, na kely na lehibe.”