14 Ary na ny lehiben’ny mpisorona+ rehetra sy ny vahoaka aza, dia nivadika tamin’Andriamanitra, ka nanao ny zava-maharikoriko+ rehetra fanaon’ireo firenena. Koa nolotoin’izy ireo ny tranon’i Jehovah, izay nohamasininy tao Jerosalema.+
39 Rehefa namono ny zanany ho an’ireo sampiny maharikoriko izy ireo,+ dia nankao amin’ny toerako masina mihitsy tamin’izany andro izany mba hanazimbazimba azy io.+ Izany no nataon’izy ireo tao amin’ny tranoko.+