27 Ary hoy i Jehovah: “Hesoriko tsy ho eo imasoko+ koa ny Joda,+ toy ny nanesorako ny Israely.+ Ary holaviko ity tanànan’i Jerosalema nofidiko ity, sy ilay trano izay nolazaiko hoe: ‘Hitoetra ao ny anarako.’”+
3 Noho ny baikon’i Jehovah tokana ihany no nahatonga izany tamin’ny Joda, mba hanesorana+ azy tsy ho eo imasony, noho ny fahotan’i Manase,+ dia ny ratsy rehetra nataony,