FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 11:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Tsy izay rehetra asain’i Kemosy+ andriamanitrao roahinao ve no horoahinao? Koa izay rehetra noroahin’i Jehovah Andriamanitray tsy ho eo anatrehanay no horoahinay.+

  • 1 Mpanjaka 11:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tamin’izay i Solomona no nanorina toerana avo+ teo amin’ilay tendrombohitra+ nanandrify+ an’i Jerosalema, ho an’i Kemosy,+ zava-maharikoriko+ notompoin’i Moaba, sy ho an’i Moleka, zava-maharikoriko notompoin’ny taranak’i Amona.

  • 2 Mpanjaka 23:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nozimbazimbain’ny mpanjaka ireo toerana avo tandrifin’i+ Jerosalema, mba tsy ho mendrika hatao toeram-pivavahana intsony. Teo ankavanan’ny Tendrombohitry ny Faharavana no nisy ireo toerana avo ireo, ary i Solomona+ mpanjakan’ny Israely no nanorina azy ho an’i Astarta,+ ilay zava-maharikoriko notompoin’ny Sidonianina, sy ho an’i Kemosy,+ ilay zava-maharikoriko notompoin’ny Moabita, ary ho an’i Milkoma,+ ilay zava-maharikoriko notompoin’ny taranak’i Amona.

  • Jeremia 48:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ho babo koa ianao satria ny zava-bitanao sy ny harenanao no natokisanao.+ Hatao sesitany+ tokoa i Kemosy,+ miaraka amin’ny mpisorony sy ny andrianany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara