FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 26
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

Deoteronomia 26:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 6:1; 18:9

Deoteronomia 26:2

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 23:19; Le 23:10; No 18:12; 2Ta 31:5; Ne 10:35; Oh 3:9
  • +De 12:5; 2Ta 6:6

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

Deoteronomia 26:3

Fanondroana Andininy Hafa

  • +No 18:28
  • +Ge 17:8; 26:3; Sl 105:11; He 6:13

Deoteronomia 26:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ge 28:5; 31:41, 42; Ho 12:12
  • +Ge 46:3; As 7:15
  • +Ge 46:27; De 7:7
  • +Ek 1:7; De 10:22; Sl 105:24

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Fandalinana, Boky 2,

Deoteronomia 26:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 1:11; De 4:20

Deoteronomia 26:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 3:9; Sl 116:1
  • +Sl 102:20; Is 59:1; 1Jn 5:15
  • +Ek 4:31; As 7:34

Deoteronomia 26:8

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 13:3; De 6:21
  • +Ek 6:6; De 4:34
  • +Ek 15:16; Je 32:21
  • +Ek 7:3

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/10/2015, p. 4-5

  • Fanondroana Boky

    w15 15/10 5

Deoteronomia 26:9

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 3:8; De 8:8; Ezk 20:6

Deoteronomia 26:10

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 26:2
  • +Sl 95:6

Deoteronomia 26:11

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 12:7; Sl 32:11; 63:5; 68:3; Fi 4:4
  • +De 16:14

Deoteronomia 26:12

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 12:6; 14:22
  • +De 14:28
  • +De 14:29; Oh 14:21; 1Jn 3:17

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

Deoteronomia 26:13

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Jk 1:27
  • +Sl 119:141; Oh 3:1; As 24:16

Deoteronomia 26:15

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Sl 102:19; Is 40:22; 63:15
  • +De 8:8
  • +Ek 23:25; Sl 28:9; 115:12
  • +Ge 15:18; 26:3; He 6:13

Deoteronomia 26:16

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 4:1; 6:1; 11:1
  • +De 6:6; Sl 78:7; 119:34; 1Jn 5:3
  • +De 13:3

Deoteronomia 26:17

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Le 10:11; 26:46; Sl 119:5
  • +De 13:18; Mpto 12:13
  • +Le 19:37; Sl 19:9
  • +De 15:5

Deoteronomia 26:18

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 19:5; De 14:2; Sl 135:4
  • +De 29:13

Deoteronomia 26:19

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 4:8; 28:1; Sl 148:14
  • +De 7:6; 28:9

Dikan-teny Hafa

Tsindrio ny andininy iray raha te hijery andininy mifanitsy aminy.

Ankapobeny

Deot. 26:1De 6:1; 18:9
Deot. 26:2Ek 23:19; Le 23:10; No 18:12; 2Ta 31:5; Ne 10:35; Oh 3:9
Deot. 26:2De 12:5; 2Ta 6:6
Deot. 26:3No 18:28
Deot. 26:3Ge 17:8; 26:3; Sl 105:11; He 6:13
Deot. 26:5Ge 28:5; 31:41, 42; Ho 12:12
Deot. 26:5Ge 46:3; As 7:15
Deot. 26:5Ge 46:27; De 7:7
Deot. 26:5Ek 1:7; De 10:22; Sl 105:24
Deot. 26:6Ek 1:11; De 4:20
Deot. 26:7Ek 3:9; Sl 116:1
Deot. 26:7Sl 102:20; Is 59:1; 1Jn 5:15
Deot. 26:7Ek 4:31; As 7:34
Deot. 26:8Ek 13:3; De 6:21
Deot. 26:8Ek 6:6; De 4:34
Deot. 26:8Ek 15:16; Je 32:21
Deot. 26:8Ek 7:3
Deot. 26:9Ek 3:8; De 8:8; Ezk 20:6
Deot. 26:10De 26:2
Deot. 26:10Sl 95:6
Deot. 26:11De 12:7; Sl 32:11; 63:5; 68:3; Fi 4:4
Deot. 26:11De 16:14
Deot. 26:12De 12:6; 14:22
Deot. 26:12De 14:28
Deot. 26:12De 14:29; Oh 14:21; 1Jn 3:17
Deot. 26:13Jk 1:27
Deot. 26:13Sl 119:141; Oh 3:1; As 24:16
Deot. 26:15Sl 102:19; Is 40:22; 63:15
Deot. 26:15De 8:8
Deot. 26:15Ek 23:25; Sl 28:9; 115:12
Deot. 26:15Ge 15:18; 26:3; He 6:13
Deot. 26:16De 4:1; 6:1; 11:1
Deot. 26:16De 6:6; Sl 78:7; 119:34; 1Jn 5:3
Deot. 26:16De 13:3
Deot. 26:17Le 10:11; 26:46; Sl 119:5
Deot. 26:17De 13:18; Mpto 12:13
Deot. 26:17Le 19:37; Sl 19:9
Deot. 26:17De 15:5
Deot. 26:18Ek 19:5; De 14:2; Sl 135:4
Deot. 26:18De 29:13
Deot. 26:19De 4:8; 28:1; Sl 148:14
Deot. 26:19De 7:6; 28:9
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hamaky Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao (nwt)
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
  • 19
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Deoteronomia 26:1-19

Deoteronomia

26 “Rehefa tafiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao ho lovanao ianao, ka maka izany ho fanananao sady efa monina ao,+ 2 dia makà amin’ny voaloham-bokatra+ rehetra avy amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao, ka ataovy ao anaty harona ary ento mankany amin’izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao hampitoerana ny anarany.+ 3 Ary mankanesa any amin’izay mpisorona+ am-perinasa amin’izany fotoana izany, ka lazao aminy hoe: ‘Hambarako amin’i Jehovah Andriamanitrao anio, fa tafiditra eto amin’ilay tany izay nianianan’i Jehovah tamin’ny razantsika homena antsika+ aho.’

4 “Dia horaisin’ilay mpisorona eny an-tananao ilay harona, ka hapetrany eo anoloan’ny alitaran’i Jehovah Andriamanitrao. 5 Ary hiteny eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao hoe: ‘Syrianina efa saika maty ny raiko,+ ary nidina tany Ejipta+ sy nivahiny tany izy mbamin’ny olona vitsy kely.+ Nanjary firenena lehibe sy mahery ary maro an’isa+ anefa izy tany. 6 Dia nampijaly antsika ny Ejipsianina ka nampahory antsika sy nanandevo mafy antsika.+ 7 Koa nitaraina tamin’i Jehovah Andriamanitry ny razantsika isika,+ ka nihaino antsika i Jehovah+ sady nijery ny fahoriantsika sy ny zava-tsarotra nanjo antsika ary ny fijaliantsika.+ 8 Farany, dia nitondra antsika nivoaka avy tany Ejipta i Jehovah, tamin’ny tanana mahery,+ sy sandry nahinjitra,+ sy zavatra tena nampahatahotra,+ sy famantarana ary fahagagana.+ 9 Ary nentiny teto amin’ity toerana ity isika, ka nomeny an’ity tany tondra-dronono sy tantely+ ity. 10 Koa intỳ aho mitondra ny voaloham-bokatry ny tany izay nomen’i Jehovah ahy.’+

“Dia hametraka izany eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka hiankohoka eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao.+ 11 Ary hifaly+ noho ny soa rehetra nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao sy ny ankohonanao ianao sy ny Levita ary ny mpivahiny eo aminao.+

12 “Ary rehefa voatokanao manontolo ny ampahafolon’ny vokatrao+ amin’ilay taona fahatelo+ fanomezana ny ampahafolony, dia omeo ho an’ny Levita, sy ny mpivahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena izany. Ary hihinana izany ao an-tanànanao ireo, ka ho voky.+ 13 Dia hilaza eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao hoe: ‘Efa nesoriko tao an-tranoko ny zava-masina, ka nomeko ho an’ny Levita sy ny mpivahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena,+ araka ny didy rehetra izay nandidianao ahy. Tsy nodikaiko na nohadinoiko ny didinao.+ 14 Tsy nihinanako ilay zava-masina tamin’izaho nisaona, ary tsy nakako tamin’izaho naloto, sady tsy nanomezako ho an’ny maty. Efa nihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitro aho, ary nanao araka izay rehetra nandidianao ahy. 15 Koa mba tsinjovy avy eny an-danitra fonenanao masina+ ny Israely olonao sy ilay tany tondra-dronono sy tantely+ nomenao anay, ka tahio+ araka izay nianiananao tamin’ny razanay.’+

16 “Androany i Jehovah Andriamanitrao no mandidy anao hanaraka ireo fitsipika sy didim-pitsarana+ ireo. Ary tandremo ireo, ka araho amin’ny fonao manontolo+ sy ny tenanao manontolo.+ 17 Ianao no nahatonga an’i Jehovah hiteny androany hoe ho Andriamanitrao izy, raha mandeha amin’ny lalany ianao ka mitandrina ny fitsipiny+ sy ny didiny+ ary ny didim-pitsarany,+ sady mihaino ny feony.+ 18 I Jehovah kosa no nahatonga anao hiteny androany hoe ho vahoakany ianao, ho fananany manokana+ araka izay nampanantenainy anao.+ Izany koa no nahatonga anao hilaza fa hitandrina ny didiny rehetra ianao, 19 ary hanandratra anao ho ambony noho ny firenena hafa rehetra nataony izy.+ Ho fiderana sy laza ary hatsaran-tarehy ianao, amin’ny maha vahoaka masina anao eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao,+ araka izay nampanantenainy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara