FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w14 15/12 p. 32
  • Fanondroana Foto-kevitra: Ny Tilikambo Fiambenana 2014

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanondroana Foto-kevitra: Ny Tilikambo Fiambenana 2014
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
w14 15/12 p. 32

Fanondroana Foto-kevitra: Ny Tilikambo Fiambenana 2014

Aseho eto ny datin’ny gazety misy an’ireo lahatsoratra

BAIBOLY

  • Ahoana no Nanoratana Azy? 1/2

  • Espaina Fahiny, 1/3

  • Marina ve ny Fitantaran’i Lioka? 1/1

  • Peshitta Syriàka, 1/9

  • Tena Tenin’Andriamanitra Ve? 1/2

FANONTANIAN’NY MPAMAKY

  • Ahoana no Anendrena Anti-panahy sy Mpanampy Amin’ny Fanompoana? 15/11

  • Havelan’i Jehovah ho Tsy Ampy Sakafo ve ny Kristianina? (Sl 37:25; Mt 6:33), 15/9

  • Iza Ireo Vavolombelona Roa? (Ap 11:3-12), 15/11

  • Mety ve ny Mandoro Faty? 15/6

  • Nahoana ny Jiosy no “Efa Niandriandry” ny Mesia? (Lk 3:15), 15/2

  • Nitomany ny Zanany ve i Rahely? (Je 31:15), 15/12

  • ‘Tsy Mampaka-bady na Avoaka Hampakarina’ ve Ireo Hatsangana eto An-tany? (Lk 20:34-36), 15/8

FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA

  • Ampio Ireo Mpiray Finoana Nisara-bady, 15/6

  • “Ataovy Mitovy Tantana Izay Hodiavin’ny Tongotrao”, 15/6

  • Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana, 15/3

  • ‘Ny Haniko dia ny Manao ny Sitrapon’Andriamanitra’, 15/5

  • Hanohitra Fakam-panahy, 1/4

  • Mandray Sakafo “Amin’ny Fotoana Mety”, 15/8

  • Manohina ny Fon’ny Havana, 15/3

  • ‘Miarena ary Ampaherezo ny Rahalahinao’, 15/8

  • “Miezaka” Hahazo Andraikitra ve Ianao? 15/9

  • Mitana ny Teninao ve Ianao? 15/3

  • Nahoana Ianao no Tokony Hivavaka? 1/4

  • Tia Manome, 15/12

  • Tokony Hiova Hevitra ve Ianao? 15/12

JEHOVAH

  • Afaka Mahita Azy ve Ianao? 1/7

  • Afaka Minamana Aminy Ianao, 1/12

  • Ahoana no Hahatonga ny Ankizy ho Tia Azy? 1/12

  • Fiheverany ny Tsy Rariny, 1/1

  • Iza no Namorona An’Andriamanitra? 1/8

  • “Hatsaran’i Jehovah” (Sl 27:4), 15/2

  • Hoatran’ny Ahoana Izy? 1/1

  • Nahavita Be Taminao Izy, 1/3

  • Nahoana no Avelan’Andriamanitra Hisy Tsindry Hazo Lena? 1/2

  • Nahoana no Avelany Hisy ny Fijaliana? 1/1

  • Sarobidy Aminy ve Ianao? 1/8

  • Tahiny Ireo Tia Manome, 15/12

JESOSY KRISTY

  • Ahoana no Tokony Hahatsiarovana ny Nahafatesany? 1/3

  • Aza Hadinoina Ilay Fotoan-dehibe! (Fahatsiarovana), 1/3

  • Inona Izao no Ataony? 1/4

  • Inona no Hataony Amin’ny Hoavy? 1/4

  • Mahasoa Antsika ny Nahafatesany, 1/3

  • Nanangana ny Maty ve Izy? Nahoana? 1/11

LAHATSORATRA FIANARANA

  • Ahoana no Ikarakarana ny Zokiolona? 15/3

  • Ahoana no Tokony ‘Hamaliantsika ny Olona Tsirairay’? 15/5

  • Ampio ny Hafa Hanome ny Tsara Indrindra, 15/6

  • Andao Hiara-miatrika ny Faran’ity Tontolo Tranainy Ity, 15/12

  • Andriamanitra Tia Filaminana i Jehovah, 15/5

  • Anjara Asan’ny Vehivavy eo Amin’ny Fikasan’i Jehovah, 15/8

  • Ankasitraho ny Tombontsoanao Miara-miasa Amin’i Jehovah, 15/10

  • “Ataovy Foana Izay Hifantohan’ny Sainareo Amin’ny Zavatra any Ambony”, 15/10

  • Ataovy Mafy Orina ny Finoanao An’ilay Fanjakana, 15/10

  • Aza Hadinoina Ireo Manompo Manontolo Andro, 15/9

  • Aza Mivadika na Misy “Fahoriana Maro” Aza, 15/9

  • Derao i Kristy, Ilay Mpanjaka Be Voninahitra! 15/2

  • Faly ve Ianao fa Mandinika Anao Ilay Raintsika Be Fitiavana? 15/4

  • “Fantatr’i Jehovah ny Azy”, 15/7

  • ‘Firenen’Andriamanitra Ianareo Ankehitriny’, 15/11

  • Hajao ny Zokiolona eo Aminareo, 15/3

  • Henoy ny Feon’i Jehovah na Aiza Ianao na Aiza, 15/8

  • “Ho Fanjaka-mpisorona” Ianareo, 15/10

  • Hofoanana ny Fahafatesana, Izay Fahavalo Farany, 15/9

  • “Ho Vavolombeloko Ianareo”, 15/7

  • “Ianareo no Vavolombeloko”, 15/7

  • I Jehovah no Namantsika Akaiky Indrindra, 15/2

  • Inona no Hanampy Anao ho Falifaly Foana? 15/3

  • Inona no Hanampy Antsika Hahafoy Tena Foana? 15/3

  • Inona no Nataon’i Jehovah mba Hifandraisana Akaiky Amintsika? 15/8

  • Inona no Vokatry ny Nitsanganan’i Jesosy Tamin’ny Maty? 15/11

  • ‘Mahazo Tsara ny Hevitry ny Soratra Masina’ ve Ianao? 15/12

  • Mahereza fa i Jehovah no Mpanampy Anao, 15/4

  • “Mahita An’Ilay Tsy Hita” ve Ianao? 15/4

  • Mankasitraka An’izay Nomena Anao ve Ianao? 15/12

  • Manompoa An’i Jehovah Dieny Mbola Tsy Tonga ny Andro Mahory, 15/1

  • Manompoa An’i Jehovah, Ilay Mpanjakan’ny Mandrakizay, 15/1

  • ‘Miala Amin’ny Tsy Fahamarinana’ ny Vahoakan’i Jehovah, 15/7

  • Miaraha Mandroso Amin’ny Fandaminan’i Jehovah, 15/5

  • Miezaha ho Tsara Fanahy Amin’ny Olona Itorianao, 15/5

  • Mifalia Amin’ny Fampakaram-badin’ny Zanak’ondry! 15/2

  • ‘Mihainoa, ka Fantaro ny Hevitry ny Teniko’, 15/12

  • Mpanome Izay Ilaintsika sy Mpiaro Antsika i Jehovah, 15/2

  • Nahoana Ianao no Resy Lahatra hoe Nahita ny Marina? 15/9

  • Nahoana no Tsy Maintsy Masina Isika? 15/11

  • “Olona Manana An’i Jehovah ho Andriamaniny”, 15/11

  • Rahoviana no ‘ho Tonga Ilay Fanjakana’? 15/1

  • Ry Ray Aman-dreny, Karakarao Tsara ny Ondrinareo, 15/9

  • Ry Tanora, Mahaiza Misafidy, 15/1

  • Tahafo ny Finoan’i Mosesy, 15/4

  • Tahafo ny Fomba Fijerin’i Jehovah An’ireo Malemy, 15/6

  • “Tiavo i Jehovah Andriamanitrao”, 15/6

  • “Tiavo ny Namanao Tahaka ny Tenanao”, 15/6

  • Tsy Maintsy Masina Amin’ny Fitondran-tena Rehetra Isika, 15/11

  • Tsy Misy Mahay Manompo Tompo Roa, 15/4

  • Velona ny Tenin’Andriamanitra ka Ampiasao, 15/8

  • Zava-bitan’ilay Fanjakana Tato Anatin’ny 100 Taona, 15/1

LAHATSORATRA SAMIHAFA

  • Ady Nanova An’izao Tontolo Izao (Ady Lehibe I), 1/2

  • Ahoana no Hananarana ny Ankizy? 1/7

  • Aloesy, 1/2

  • Andevo Romanina, 1/4

  • Anjely, 1/9

  • Antony Namoronana ny Tany, 1/6

  • Ara-drariny ve ny Lalàna Nomen’Andriamanitra ny Israelita? 1/9

  • Fahotana ve ny Mifoka Sigara? 1/6

  • Fanamboarana Sambo Fahiny mba Tsy ho Tantera-drano, 1/7

  • Fanatitra tao Amin’ny Tempoly, 1/2

  • Fanomezana tao Amin’ny Tempoly, 1/1

  • Firaisam-pinoana, 1/3

  • Fitehirizana Trondro Fahiny, 1/7

  • Fivavahana Marina, 1/8

  • Hanova ny Fiainanao ve ny Fanjakan’Andriamanitra? 1/10

  • “Hataoko Ahoana ny Hanao Izany Ratsy Lehibe Izany?” (Josefa), 1/11

  • “Henoy Kely Izao Nofiko Izao” (Josefa), 1/8

  • Ho Simba Tanteraka ve ny Tany? 1/9

  • Iza no Mitondra An’izao Tontolo Izao? 1/5

  • Krismasy, 1/12

  • Loko Volomparasy, 1/4

  • ‘Mahatsindry Fo ny Olona Lalin-tsaina’, 1/12

  • Mbola Hatsangana ny Maty, 1/1

  • Mbola ho Velona ve ny Maty? 1/1

  • Mindram-bola, 1/12

  • Misy Mahay Mamantatra ny Hoavy Ve? 1/5

  • Mofon’aina, 1/6

  • Mpitondratena tao Zarefata, 15/2

  • Nahoana no Mivavaka? Ahoana no Hatao Rehefa Mivavaka? 1/7

  • Nahoana no Mivavaka mba ho Tonga ny Fanjakan’Andriamanitra? 1/10

  • Nahoana no Notapahina ny Ranjon’ireo Voaheloka ho Faty? 1/5

  • Nahoana ny Tsara Fanahy no Mijaly? 1/7

  • Nandrovitra Akanjo, 15/4

  • Nankaiza Ireny Razambentsika Ireny? 1/6

  • Niaritra na teo aza ny Tsy Rariny (Elia), 1/2

  • Nitady ny Marina, 1/6

  • Oviana no Nanomboka Nanjaka ny Fanjakan’Andriamanitra? 1/10, 1/11

  • Pilotra Fahiny, 1/5

  • Tafavoaka na Mafy aza ny Nanjo (Maria), 1/5

  • Tena Misy ve i Satana? 1/11

  • Thomas Emlyn (manam-pahaizana), 1/4

  • Timgad, Tanàn-dehibe Fahiny, 1/12

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

  • Nampiasa Baiboly Foana ry Zareo! (I. Lamela), 1/4

  • Niova Aho Rehefa Fantatro hoe ho Lasa Paradisa ny Tany! (I. Vigulis), 1/2

  • Te Hanafoana ny Tsy Rariny sy ny Herisetra (A. Touma), 1/8

  • Tia Tena Be Aho Taloha (C. Bauer), 1/10

  • Tsy Nanadino Ahy i Jehovah (S. Udías), 1/1

  • Tsy Nisaraka Tamin’ny Basiko Mihitsy Aho (A. Lugarà), 1/7

TANTARAM-PIAINANA

  • Afa-po Aho fa Manompo An’i Jehovah (P. Carrbello), 1/9

  • Mahery na dia Malemy Aza (M. Morlans), 1/3

  • Namoy ny Raiko Aho Nefa Nahita Ray Vaovao (G. Lösch), 15/7

  • Nanampy Ahy i Jehovah (K. Little), 15/5

  • Nandray Fitahiana Aho fa Nanompo Manontolo Andro (R. Wallen), 15/4

  • Zavatra Miavaka teo Amin’ny Fanompoako (M. Olson), 15/10

VAVOLOMBELON’I JEHOVAH

  • Eurêka-Drame, 15/8

  • ‘Fantany ny Lalana’ (G. Pierce), 15/12

  • Feno 100 Taona Ilay Sangan’asa (Fampisehoana An-tsary), 15/2

  • “Mbola Betsaka ny Asa Fijinjana” (Brezila), 15/5

  • Mino An’i Jesosy Ve? 1/5

  • Nahafoy Tena Izy Ireo: Afrika Andrefana, 15/1

  • Nahafoy Tena Izy Ireo: Mikronezia, 15/7

  • Nahafoy Tena Izy Ireo: Taïwan, 15/10

  • Niposaka Tany Japon ny Hazavana, 15/11

  • Safidiko Tamin’izaho Mbola Kely, 15/1

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara