-
1 Tantara 21:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Telo taona hisian’ny mosary ve,+ sa telo volana haharipaka anao eo anoloan’ny fahavalonao+ sy handringanan’ny sabatr’izy ireo anao, sa telo andro hamelezan’ny sabatr’i Jehovah,+ dia ny areti-mandringana+ halefany eto amin’ny taninao, ka ny anjelin’i Jehovah no handripaka+ manerana ny faritry ny Israely?’ Diniho tsara izay havaliko an’Ilay naniraka ahy.”
-