FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 13:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary nanome baiko ny mpanompony i Absaloma hoe: “Miomàna, fa raha vao falifaly noho ny divay+ ny fon’i Amnona, ka miteny aminareo aho hoe: ‘Asio i Amnona!’, dia vonoy ho faty izy. Aza matahotra.+ Tsy izaho ve no manome baiko anareo? Koa mahereza, ary aoka hahery fo ianareo.”

  • 2 Samoela 14:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary tsapan’i Joaba+ zanak’i Zeroia+ fa manimanina an’i Absaloma ny fon’ny mpanjaka.+

  • 2 Samoela 15:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nandefa mpitsikilo+ nanerana ny foko rehetran’ny Israely i Absaloma, hilaza hoe: “Raha vao renareo ny feon’ny anjombona, dia milazà hoe: ‘Lasa mpanjaka+ ao Hebrona+ i Absaloma!’”

  • 2 Samoela 18:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary hoy i Joaba: “Tsy handany andro aminao eto aho.” Koa naka lefona kely telo i Joaba, ka natsatony+ tamin’ny fon’i Absaloma, raha iny izy mbola velona teo afovoan’ilay+ hazobe iny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara