FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 26:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy i Davida tamin’i Ahimeleka Hetita+ sy Abisay+ zanak’i Zeroia,+ rahalahin’i Joaba: “Iza no hidina hiaraka amiko hankeny amin’i Saoly ao an-toby?” Dia hoy i Abisay: “Hiaraka aminao aho.”+

  • Ezra 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha vao vita izany, dia nanatona ahy ireo andriana+ ka nilaza hoe: “Ny vahoakan’Israely sy ny mpisorona ary ny Levita dia tsy niala+ tamin’ny zava-maharikoriko fanaon’ireo+ mponina manodidina,* dia ny Kananita,+ ny Hetita,+ ny Perizita,+ ny Jebosita,+ ny Amonita,+ ny Moabita+ sy ny Ejipsianina+ ary ny Amorita.+

  • Nehemia 9:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hitanao fa nifikitra taminao ny fony,+ ka nanao fifanekena+ taminy ianao mba hanome azy sy ny taranany+ ny tanin’ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Jebosita ary ny Girgasita. Koa notanterahinao ny teninao satria manao ny rariny+ ianao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara