FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 39:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Faly i Hezekia tamin’ny fahatongavan’ireo iraka,+ ka nasehony azy ny zava-drehetra tao amin’ny fitehirizan-karenany,+ dia ny volafotsy sy ny volamena sy ny menaka balsama+ sy ny menaka sarobidy ary ny fitaovam-piadiany+ rehetra, mbamin’izay rehetra tao amin’ny fitehirizan-karenany. Tsy nisy tsy nasehon’i Hezekia azy ny tao an-tranony+ sy ny tao amin’ny fanjakany manontolo.+

  • Ezekiela 28:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ny fahendrena be anananao+ sy ny entam-barotrao+ no nahafahanao nampitombo be ny harenanao,+ ka nirehareha ny fonao noho izany harenanao izany.”’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara