FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Marina fa nandresy+ an’i Edoma ianao, ka nasesiky ny fonao hanandra-tena.+ Mifalia anefa amin’ny voninahitrao,+ ary mitoera ihany ao an-tranonao. Aza mila ady,+ fa ho resy ianao sy ny Joda miaraka aminao satria atody miady amam-bato+ ianareo.”

  • 2 Tantara 26:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Raha vao nahery anefa izy, dia nirehareha+ ny fony, ka nitondra fahavoazana ho an’ny tenany izany.+ Koa nivadika tamin’i Jehovah Andriamaniny izy, ka niditra tao amin’ny tempolin’i Jehovah mba handoro emboka manitra teo amin’ny alitaran’ny emboka manitra.+

  • Ohabolana 16:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ny fireharehana mialoha ny fahalavoana,+ ary ny fieboeboana mialoha ny fianjerana.+

  • Ezekiela 28:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona, lazao amin’ilay mpitondra an’i Tyro hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony:

      “‘“Koa satria nirehareha ny fonao,+ ary milaza foana ianao hoe: ‘Andriamanitra aho.+ Eo amin’ny toeran’andriamanitra no misy ahy,+ dia eny afovoan-dranomasina’,+ nefa ianao olombelona ihany+ fa tsy andriamanitra+ na dia mihevi-tena ho andriamanitra aza...

  • Daniela 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nirehareha anefa ny fony ary be di-doha izy, ka sahisahy ratsy nanao izay tsy tokony hatao.+ Koa naongana tsy ho eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakany izy, ary nesorina taminy ny voninahiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara