FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 9
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

2 Korintianina: Topy Maso

      • Antony anaovana fanomezana (1-15)

        • Ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra (7)

2 Korintianina 9:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 15:26; 1Ko 16:1; 2Ko 9:12

2 Korintianina 9:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Oh 11:24; 19:17; 22:9; Mpto 11:1; Lk 6:38

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/9/1986, p. 15-20

2 Korintianina 9:7

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “tsy amim-pisalasalana.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 15:7, 10
  • +Ek 22:29; Oh 11:25; As 20:35; He 13:16

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 155

    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 55

    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!, p. 196

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/9/2013, p. 13

    1/12/2012, p. 5

    1/11/1998, p. 26

    1/12/1992, p. 15

    1/4/1992, p. 24-25, 28-29

    Mifohaza!,

    5/2008, p. 21

  • Fanondroana Boky

    ijwbq lahatsoratra 155; lff lesona 55; kr 196; w13 1/9 13; w12 1/12 5; g 5/08 21; w98 1/11 26; w92 1/4 24-25, 28-29; w92 1/12 15

2 Korintianina 9:8

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Oh 28:27; Ml 3:10; Fi 4:18, 19

2 Korintianina 9:9

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “Malala-tanana.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Sl 112:9

2 Korintianina 9:11

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!, p. 210-212

  • Fanondroana Boky

    kr 210, 212

2 Korintianina 9:12

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 15:26, 27; 2Ko 8:14

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!, p. 210-213

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/11/2000, p. 11-12

  • Fanondroana Boky

    kr 210, 212-213; w00 15/11 11-12

2 Korintianina 9:13

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 5:16; He 13:16; Jk 1:27; 1Jn 3:17

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!, p. 210-212

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/1/1987, p. 14

  • Fanondroana Boky

    kr 210, 212

2 Korintianina 9:14

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!, p. 210, 216

  • Fanondroana Boky

    kr 210, 216

2 Korintianina 9:15

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Ny Tilikambo Fiambenana (Besinimaro),

    No. 2 2017, p. 4

    Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),

    1/2016, p. 12-13

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/11/2015, p. 14

    1/12/1993, p. 28

    1/4/1992, p. 29

    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!, p. 210-212

  • Fanondroana Boky

    wp17.2 4; w16.1 12-13; w15 15/11 14; kr 210, 212; w93 1/12 28; w92 1/4 29

Dikan-teny Hafa

Tsindrio ny andininy iray raha te hijery andininy mifanitsy aminy.

Ankapobeny

2 Kor. 9:1Ro 15:26; 1Ko 16:1; 2Ko 9:12
2 Kor. 9:6Oh 11:24; 19:17; 22:9; Mpto 11:1; Lk 6:38
2 Kor. 9:7De 15:7, 10
2 Kor. 9:7Ek 22:29; Oh 11:25; As 20:35; He 13:16
2 Kor. 9:8Oh 28:27; Ml 3:10; Fi 4:18, 19
2 Kor. 9:9Sl 112:9
2 Kor. 9:12Ro 15:26, 27; 2Ko 8:14
2 Kor. 9:13Mt 5:16; He 13:16; Jk 1:27; 1Jn 3:17
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hamaky Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao (bi12)
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 Korintianina 9:1-15

Korintianina Faharoa

9 Tsy tena mila manoratra aminareo momba an’ilay fanompoana ny olona masina+ aho. 2 Fantatro mantsy fa vonona hanampy ianareo, ary izany no ireharehako amin’ny Makedonianina, dia ny hoe efa hatramin’ny herintaona i Akaia no vonona. Ary nandrisika ny ankamaroan’izy ireo ny hafanam-ponareo. 3 Irahiko ihany anefa ireo rahalahy, mba tsy ho very maina ny nireharehanay momba anareo, ary mba ho vonona tokoa ianareo, araka ny efa nolazaiko. 4 Sao mantsy hisy Makedonianina hiaraka amiko ka hahita fa hay ianareo tsy vonona akory, dia ho menatra izahay—mba tsy hilazana hoe ianareo—noho izahay natoky anareo. 5 Koa nieritreritra aho hoe nilaina ny nampirisika an’ireo rahalahy handeha mialoha any aminareo, ka hanomana an’ilay fanomezana be dia be nampanantenainareo. Amin’izay dia ho vonona ilay fanomezana ka ho hita hoe nalala-tanana ianareo nanome an’ilay izy, fa tsy noterena.

6 Tadidio anefa izao: Izay kahihitra ka mamafy kely dia hijinja kely, fa izay malala-tanana ka mamafy be kosa dia hijinja be.+ 7 Aoka ny tsirairay samy hanao araka izay fanapahan-keviny tao am-pony, tsy amin’alahelo* na an-tery,+ fa ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra.+

8 Hain’Andriamanitra koa ny maneho hatsaram-panahy miavaka be dia be aminareo, mba hanana ny ampy foana ianareo amin’ny zava-drehetra. Amin’izay dia hanananareo be dia be izay ilaina mba hanaovana ny asa tsara rehetra,+ 9 —araka ny voasoratra hoe: “Mizara fanomezana be dia be* izy; manome ho an’ny mahantra izy. Maharitra mandrakizay ny fahamarinany.”+ 10 Ary Ilay manome voa betsaka ho an’ny mpamafy sy manome mofo be dia be hohanina, no hanome sy hampitombo ny voa hafafinareo ary hampitombo ny vokatry ny fahamarinanareo.— 11 Atao manan-karena amin’ny zava-drehetra ianareo, mba halala-tanana amin’ny fomba isan-karazany, ka hisaotra an’Andriamanitra ny olona noho ny fanomezanareo izay hoentinay ho azy ireo. 12 Tsy natao hanomezana an’izay ilain’ireo olona masina fotsiny mantsy izao fanompoana ho an’ny besinimaro izao,+ fa natao koa mba ho be dia be ny olona hisaotra an’Andriamanitra. 13 Izany fanompoana izany no manaporofo hoe olona hoatran’ny ahoana ianareo. Koa hanome voninahitra an’Andriamanitra izy ireo, satria manaiky ny vaovao tsara momba an’i Kristy ianareo, araka ny ambaranareo ampahibemaso, sady malala-tanana amin’izy ireo sy amin’ny rehetra.+ 14 Hitalaho ho anareo izy ireo, ary hasehony hoe tiany ianareo satria nanehoan’Andriamanitra hatsaram-panahy faran’izay miavaka.

15 Isaorana Andriamanitra noho ny fanomezany maimaim-poana, izay tsara loatra ka tsy hita ny hilazana azy!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara