13 Farany dia nodimandry any amin’ny razany i Joasy, ary i Jeroboama+ no nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany. Dia nalevina tany Samaria, tany amin’ireo mpanjakan’ny Israely, i Joasy.+
10 Ary naniraka olona tany amin’i Jeroboama+ mpanjakan’ny Israely i Amazia, izay mpisorona tao Betela,+ ka nanao hoe: “Eto anivon’ny taranak’Israely eto mihitsy i Amosa no manao teti-dratsy hanohitra anao.+ Ary tsy zakan’ny olona eto ny teny rehetra nolazainy.+