FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 20:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 ‘“Ho avy ny andro hitondrana an’izay rehetra ato an-tranonao+ sy izay rehetra notehirizin’ny razanao mandraka androany, ho any Babylona.+ Tsy hisy na inona na inona ho tavela”,+ hoy i Jehovah.

  • 2 Mpanjaka 24:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia navoakan’i Nebokadnezara ny zava-tsarobidy rehetra notehirizina tao an-tranon’i Jehovah, sy ny zava-tsarobidy notehirizina tao an-tranon’ny mpanjaka.+ Ary nopotipotehiny ny fitaovana volamena rehetra+ nataon’i Solomona mpanjakan’ny Israely tao amin’ny tempolin’i Jehovah, araka izay nolazain’i Jehovah.

  • 2 Mpanjaka 25:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nopotipotehin’ny Kaldeanina ireo andry+ varahina teo amin’ny tranon’i Jehovah sy ireo kalesy+ ary ny ranomasina varahina+ izay tao an-tranon’i Jehovah, ka nentin’izy ireo tany Babylona ny varahina tamin’ireny.+

  • Fitomaniana 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Naninjitra ny tanany haka ny zava-tsarobidiny rehetra ireo fahavalo.+

      Nahita firenena niditra tao amin’ny toerany masina izy,+

      Nefa ianao efa nandidy hoe tsy mahazo miditra eo amin’ny fiangonanao ireny.

  • Ezekiela 22:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Miray tetika hikomy ny mpaminany ao aminy.+ Sahala amin’ny liona mierona mamiravira remby izy ireo,+ ka olona* no hohaniny.+ Harena sy zava-tsarobidy no alainy.+ Nihamaro ny mpitondratena ao aminy noho ny nataon’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara