FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 19:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Izay afa-mandositra ny sabatr’i Hazaela+ dia hovonoin’i Jeho.+ Ary izay afa-mandositra ny sabatr’i Jeho kosa hovonoin’i Elisa.+

  • 1 Mpanjaka 20:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ny sisa kosa nandositra tany Afeka,+ tany an-tanàna. Kanjo nianjeran’ny manda ny olona fito arivo sy roa alina sisa.+ Nandositra+ kosa i Beni-hadada ka tafiditra tao an-tanàna ihany, ary nankao amin’ny efitra anatiny indrindra.+

  • Amosa 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy hisy intsony ny toerana ho azon’ny haingam-pandeha andosirana.+ Tsy hisy olona matanjaka hampitombo ny heriny, ary tsy hisy olo-mahery hahavonjy ny ainy.+

  • Amosa 5:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 toy ny olona mandositra liona nefa sendra orsa, ary tafiditra ao an-trano izy ka mitehina amin’ny rindrina, dia kaikerin’ny bibilava.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara